Choeuruni-Paritra FAVAN
Cergy - 23/10/2021
Choeuruni-Paritra FAVAN
Amiens - 07/09/2019
Choeuruni-Paritra FAVAN
Rouen - 2017
Alahady 23 Aprily 2017
CHOEURUNI - PARITRA Fpma faritra Avaratra-Andrefana 25 avril 2015
TENY FISAORANA
Amin-kafaliana lehibe no hitondrako ny fiarabana ho antsika mpitsidika ny « site » FPMA Creil amin’izao vanim-potoana lehibe eo amin’ny fiainana maha-kristiana antsika izao; Nandalo ny andro “Paska” nanala ny fisalasalana izay mbola tavela tao anatin-tsika tsirairay avy tao, ary nahafeno tanteraka ny Finoan-tsika an’I Jesosy Kristy nitsangana tamin’ny maty, ...
Choeuruni
Lyon - 2014
Ialàna tsiny fa mbola tsy hita ny nalehan'ny soprano sy ny alto