Ny Fanompoam-pivavahana hankalazana ny Noely 2014 dia atao ny 25 desambra 2014 ao :
Notre Dame de Lourdes
405, rue Louis Portebois
60290 LAIGNEVILLE
Fandaharana :
- 9 ora maraina : hira sy saynète ataon'ny sampana sekoly alahady
- 10 ora : fanompoam-pivavahana
Un texte ! Vous pouvez le remplir avec du contenu, le déplacer, le copier ou le supprimer.
Ny Antoko mpihira Tsantan'ny Lanitra - Fpma Creil, dia handray anjara amin'ny " Chants de Noël ", miaraka amin'ny Eglise catholique, ny alarobia 24 desambra 2014 amin'ny 8 ora hariva, ao :
3 Place de la République
60180 Nogent-sur-Oise
Koa manasa antsika rehetra hanatrika izany