Isaorana anie Andriamanitra, izay manome antsika ny fandresena amin'ny alalan'i Jesosy Kristy Tompontsika. I Kor 15. 57
Isaorana anie Andriamanitra, izay manome antsika ny fandresena                   amin'ny alalan'i Jesosy Kristy Tompontsika.                              I Kor 15. 57

Vita soa aman-tsara, ny 31 janoary 2014, ny fifidianana ny biraon’ny chorale, ka toerana telo no nofidiana tamin’izany :

-      Ny Filoha

-      Ny Mpitan-tsoratra

-      Ny Mpitam-bola

Noely 2013