Isaorana anie Andriamanitra, izay manome antsika ny fandresena amin'ny alalan'i Jesosy Kristy Tompontsika. I Kor 15. 57
Isaorana anie Andriamanitra, izay manome antsika ny fandresena                   amin'ny alalan'i Jesosy Kristy Tompontsika.                              I Kor 15. 57

Programa Fiangonana :

Isaky ny Alahady voalohany sy fahatelo ny volana

 

Église Protestante Unie de France - Compiègne

18 rue de Clamart

60200 - COMPIÈGNE

 

Manomboka amin'ny 4 ora  tolakandro

Isaky ny Alahady faharoa ny volana

 

Église Protestante Unie de France - Creil

1, rue de Canneville

60100 CREIL

 

      Manomboka amin'ny 4 ora  tolakandro

Isaky ny Alahady faha-efatra ny volana

 

St Peter's Church

7A avenue du Bouteiller

60500 - CHANTILLY

 

Manomboka amin'ny 4 ora tolakandro