Isaorana anie Andriamanitra, izay manome antsika ny fandresena amin'ny alalan'i Jesosy Kristy Tompontsika. I Kor 15. 57
Isaorana anie Andriamanitra, izay manome antsika ny fandresena                   amin'ny alalan'i Jesosy Kristy Tompontsika.                              I Kor 15. 57

Ny fifidianana Diakona dia atao ny 05 janoary 2014 maraina, miaraka amin'ny fanompoam-pivavahana ao :

 

Notre Dame de Lourdes

405, rue Louis Portebois

60290 LAIGNEVILLE

Vita soa aman-tsara ny fifidianana ireo mpanompon'Andriamanitra hiofana ho diakona. Olona valo (8) no voafidy tamin'izany ka isaorana ny Tompo.

Izy ireo izany no ho mpikambana ao anatin'ny birao vaovao sy ny vaomiera vaovaon'ny fiangonana, raha sitrapon'Andriamanitra.